Résumé
MIFAMOTOANA AMIN'I JESOA KRISTYVokatry ny fiarahana ela tamin'i Jesoa ka nahatsapan'ny mpanoratra firaisam-poamam-panahy Taminy ity boky ity.JESOA Tompo dia Ilay mahalala nyantsipirihan'ny fiainantsika, ny fahalementsika, ny fahatsiarovantsika fa tenamila AZY isika kanefa toa sady tsy mahay miankina Aminy no tsy mahaymamaly fitia Azy. Na izany aza anefa,dia tsy mahafoy na mahasaraka antsikaIZY ary eo akaikintsika foana IZY na amin'ny mora na amin'ny sarotra., namahatsiaro izany isika na tsia. "Malala eo imasony izaho sy ianao, bevoninahitra, hoy IZY, sady tiany." (Isa 43.4) Ny famakiana ity boky ityisanandro , na matetika, dia mamerina antsika amin'izany fifandraisanasarobidy amin'i Jesoa izany ka mampahery antsika na inona na inona mitranga.Ny toko sy andininy voalaza isanandro no tokony hanombohana ny fampiasànany boky ary raha afaka mamaky amin'ny dikateny samy hafa ianao dia tenatsara.Rabemila YvetteMpitandrina
Auteur
Caractéristiques
Éditeur : Bookelis
Publication : 26 juin 2024
Intérieur : Noir & blanc
Support(s) : Livre numérique eBook [ePub]
Contenu(s) : ePub
Protection(s) : Marquage social (ePub)
Taille(s) : 522 ko (ePub)
Langue(s) : Français
EAN13 Livre numérique eBook [ePub] : 9791042405090



